You are here: home > Vetso

NY AINGAMPANAHY - Fredy Jaofera

Azo vakiana?



NY AINGAMPANAHY





Ny aingampanahy no vahaolana ho azy
tamin'ireny dona ela be noeritreretina,
tsy nitsahatra niteny ahy hoe : fohazy
hivoahan'ny soratra tiany horafetina !




Fredy JAOFERA