NY DIKANY (2) (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY DIKANY




Itarainana
ny jaly mibahana
hatrany amin'ny bikany ;
ny fiainana
dia fahafahana
mamorona ny dikany.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
307 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0184