NY FAHADISOANY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FAHADISOANY




Ireo izay tsy mahita
ny fahadisoany,
tsy hiova izany
fa milaza ho tafita
ny ankamaroany
vao manontany.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
397 1
Mpakafy: Nyfandeferako
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.014