NY FARANY AMBANY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FARANY AMBANYRehefa nahapaika
ny farany ambany
dia miakatra mora,
na mahery vaika
ny hilentika ihany
fa mbola tsy ora.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Embona - Fisarahana - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
