NY FIHETSEHAM-PO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FIHETSEHAM-PO





Ny fihetseham-po
dia toy ny onja
miaka-midina
mbola manan-jo
kely na mafonja
hampitsingidina.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
6 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 19/06/2026 09:25
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.013