NY FON-DRENY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FON-DRENY





Ny fon-dreny
dia mahazaka foana
noho ny sain-dray
rehefa maditra ny ankizy ;
na tsy miteny,
dia toa voamboana
ny fitia mivaivay
mbola marina izaitsizy.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
980 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0185