NY MPANDAINGA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY MPANDAINGA




Ny mpandainga mihevitra
fa izay mihaino azy
dia tsy mandinika,
raha amin'izany no tezitra
dia ho vaky ny vazy
misy eso madinika.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
353 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116