NY POEZIA (Fredy Jaofera)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY POEZIANy poezia
dia ny teny
tonga ao am-po,
misy ftiia
lavareny
'zay tsy mety lo.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
https://vetso.serasera.org/tonokalo/fredy-jaofera/ny-poezia
Sokajy :
Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana