NY RAHONA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY RAHONA





Tsy misinda ny rahona
fa mivadika ho orana
mandena ny tany ;
indraindray iny vahona
tsy maintsy nizorana,
mitondra tomany.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
368 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 31/05/2022 23:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0158