NY RENY TIA ZANAKA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY RENY TIA ZANAKAIzaho, tsy lanaka
anio mbola mampahalala
ny tsara hotadidina :
ny reny tia zanaka,
tsy hampianatra hankahala
ny rainy, na rahoviana ?
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
