NY TENANAO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TENANAO




Aza manaiky hijafa
ka mba alamino
ny rava tao ;
mijoroa ho an'ny hafa
fa aza manadino
ny tenanao.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
536 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1946