NY TOKY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TOKYNy toky toy ny vorona
ka rehefa lasa nisidina,
iadiana vao tafaverina ;
raha very mandrorona
ka injao mitsingidina...
Teny no sisa taperina !
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana - Fisarahana - Fiaraha-monina - fiainana - fananarana - Eritreritra mandalo - Alahelo - Aingam-panahy - ahy
