NY TSIAMBARAROAKO (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TSIAMBARAROAKONy tsiambararoako
ao anatin'ny foko
dia saro-tarafina
fa zava-miafina,
marary mangina
tsy hay vakina,
tsy hay ambara
fa efa anjara,
mety ho safidy
mbola mangidy !
Fredy JAOFERA
--------
Rohy: