NY VEHIVAVY (3) (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY VEHIVAVY Ny vehivavy
manana tsiky
mampiteny ny fo,
mitaona avy
vao indro mikiky
sao tsy hanan-jo.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
