You are here: home > Vetso

ORAM-BARATRA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?


ORAM-BARATRA





Oram-baratra
no mipoapoaka
mianavaratra
ka tsy mivoaka.




Oram-baratra
mamoha alahelo
tsy mitaratra
anao na ny avelo.




Oram-baratra
mivatsy tomany
ka miharatra
fa toa te ho any.




Oram-baratra
mirotsaka mafy
hita miraratra
ny lazan'an-dafy.




Fredy JAOFERA


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Fredy Jaofera


Nampiditra : 3004
Daty : 03/09/2019
Mpamangy : 79
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

REHEFA ISIKA ROA
FIENTANAM-PO
AO AM-PO
NY ANY AMINAY
NY ANKEHITRINY
MORA MARATRA
KIBO MANINA
KIRY
SAIKA
HATSARAN-TAREHY