ORAM-PANAHY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ORAM-PANAHYNy ranomaso
no oram-panahy
mikija mangina ;
mamoha ankaso
nanahirana, lahy,
raha hadihadina.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
