Ampidiro aloha ny tenimiafina
REHEFA IRERY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
REHEFA IRERY Rehefa irery
amin'ny alina
ny tenako ange,
tonga mahery
no sady lalina
ny alaheloko re.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Fisarahana - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
