RY TIAKO ! (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RY TIAKO !Nony tsy toy ny taloha
ny fiainako etoana
dia nihalava ny andro,
nanjary tsy hitako moa
ireny firavoravoana
natao ery mba hitandro.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Embona - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
