SEDRA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SEDRA






Pi-maso indray mandeha dia tsy hita izay nambara,
Angamba dia efa kapoka fa nihamaizina ny anjara !
Reharehako…Hasambarako…Tokiko…Nefa indrisy,
Izaho tsy tena izaho…Ianao dia efa tsy nisy !
Sento lavareny !…Sedra ombieny ombieny !…





Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie : Fahafatesana - Alahelo
1578 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fredy Jaofera
Inséré par : 3004
Date : 20/03/2009 09:44
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117