SOAVA DIA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SOAVA DIAMatokia
fa nahafinaritra
ny nisy sy lalao ;
soava dia
fa tsy mba tapitra
ny fitiavako anao
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Fisarahana - Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana