Hevitra momba ny SORETRA

Hiverina amin'ny SORETRA
Arofanina ( 02/09/2015 06:37)
Sambany aho mahita sy mandre ity voambolana hoe "soretra" ity.
Mba azonao omena ve ny tena famaritana azy?
Mankasitraka fa kanto ilay tononkalo e!
3004 ( 13/09/2015 13:58)
SORETRA dia midika hoe : KIVY na KETRAKA
Arofanina ( 14/09/2015 06:22)
Misaotra e !
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091