TANTARA MAHORY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TANTARA MAHORYRaha toa ireny mitsetra
ka tsy mety mahita tory
fa latsa-tomany,
ireo izay tafita rehetra,
manan-tantara mahory
any anatiny any.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
