TASY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TASY




Tasy nandoto
ny tsarako
sy nanao boto
ny anarako.



Tasy nanimba
ny taonako
sy nanazimba
ny saonako.



Tasy nanova
ny diaviko
tsy hisy lova
ny hoaviko.



Tasy nandevo
ny fintako
sy nanandevo
ny vintako.




Fredy JAOFERA



.
--------
Rohy:
82 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 19/02/2025 10:07
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0163