You are here: home > Vetso

TAVANY - Fredy Jaofera

Azo vakiana?


TAVANY





Teo amin'ny tavany,
ranomaso nikoriana
nofafako moramora,
porofon'ny fitiavany
tototra hamamiana
sy tsy migoragora.





Hevitra mandeha

IsaiaFanantenana (23/10/2020 10:10:10)

tsara

Hametraka hevitra

Midira aloha