You are here: home > Vetso

TE - Fredy Jaofera

Azo vakiana?





TE





Te ho reny
anefa ny saina
mamohehatra ;
tsy ireny
no azo hajaina,
omena sehatra.




Fredy JAOFERA









Hametraka hevitra

Midira aloha