TOERAN'NY LASA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TOERAN'NY LASA




Ny fahatsiarovana
no toeran'ny lasa
mitana avelo,
tsy tiako harovana
fa dia mampiasa
itony alahelo.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
324 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0126