TSARA TAHIRY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSARA TAHIRYTsy mivadi-dela
ny tena, na inona natao
impiry impiry ;
ny sisa tavela
amin'ny fitiavako anao
dia tsara tahiry.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Fisarahana - Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
