TSIAZONAFO (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSIAZONAFO





T Tadidy daholo ny momba antsika,

S Sahala ny vao omaly rehefa adika,

I Iravoravoako ao anaty mangina,

A Aborako etoana fa dia fitahiana.

Z Zary alahelo no mitsofoka mora

O Ohatra ny manaloka ery isan'ora,

N Nofiko sisa 'zay andro niarahana

A Ankehitriny ka tsy eo hibahana,

F Fatratra koa ny mamy natolotra :

O Oroka marina natao teo imolota.





Fredy JAOFERA
--------
Lien:
938 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0119