TSILO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSILOTsara ny efa mitsilo
hampety izay atao
sy hipoiran'ny soa :
aza mamboly tsilo
amin'ny lalako ianao
rehefa tsy te ho voa.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
