TSINY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSINYMalaza tsy ihinanana
toy ny vilian-tsahona
ny anaranao iny
ka tsy hay ihavanana
fa nahitana vahona
sy nanome tsiny.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
