TSY AZON'NY AFO (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY AZON'NY AFO




Taona maro no efa lasa
Samy feno ireo kasakasa,
Indrisy fa tsy nisy tanteraka,
Alahelo no avy nampiteraka
Zavatra iray mbola antenaina
Omena toky fa andrandraina,
Na rahoviana na rahoviana,
Ambara eto am-pifaliana
Fa hafa ré ianao, ry malala,
Olona tsy manan-tsahala !




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
224 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0116