TSY HO VELONA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY HO VELONAN'inona n'inona ny marainako
mamoha andro vao
sy mitady izay halamiko,
tsy ho velona ange ny fiainako
raha tsy misy anao
hifanpitantana amiko.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
