You are here: home > Vetso

TSY MAHATODY - Fredy Jaofera

Azo vakiana?





TSY MAHATODY





Misy tomany ao am-po
tsy mahatody ny maso,
na mafy aza ny manjo
sy tsy zaka ny an-kaso.




Fredy JAOFERA

Hametraka hevitra

Midira aloha