Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY MISINDA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MISINDATsy misinda ny rahona
fa mivadika ho orana
mandena ny tany
vao tadidy iny vahona
tsy maintsy nizorana,
nampisy tomany.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
