TSY MISY ILANA ADY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY MISY ILANA ADY




Tsy misy ilana ady
rehefa tsy fitia mifamaly
no iarahana eto an-tany ;
tsy misy ilana voady
rehefa tsy ho voangaly
no tanjontsika hatrany.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
389 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0115