TSY NY ELANELANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY NY ELANELANA Aoka tsy hamelana
izato halavirana mitory
tsy fiankinana ;
tsy ny elanelana
no mampisaraka akory
fa ny fanginana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
