TSY NY TODY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY NY TODY




Izay natao dia halalino :
tsy ho tafody
fa hikodia ;
ny olona re, manadino
fa tsy ny tody,
sanatria !




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
365 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fredy Jaofera
Inséré par : 3004
Date : 04/02/2025 07:36
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115