TEO FA TSY TAO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TEO FA TSY TAOTeo am-bava
fa tsy tao am-po
ilay fitiavana
ka dia mazava
raha tsy nanan-jo
hampihavana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana - Ahy - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
