You are here: home > Vetso

TSY VITAVITA HO AZY - Fredy Jaofera

Azo vakiana?

TSY VITAVITA HO AZY




Tsy vitavita ho azy
'reny sedra nolalovana
ra'navelako amin'ny vazy
toy ny raozy fahatsiarovana.



Tsy vitavita ho azy
'reny olana nitranga,
na toa saiky ny hanasazy
tsy hampijoro na hampiranga !



Tsy vitavita ho azy
'reny adin-tsaina lalina
raha tsy teo ny mokonazy
no efa hita andro aman'alina.



Tsy vitavita ho azy
ny mafy rehetra rehetra
raha tsy teo ny vazivazy
nanadino tsy hampitsetra.






                Fredy JAOFERA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Fredy Jaofera


Nampiditra : 3004
Daty : 24/09/2005
Mpamangy : 854
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

REHEFA ISIKA ROA
FIENTANAM-PO
AO AM-PO
NY ANY AMINAY
NY ANKEHITRINY
MORA MARATRA
KIBO MANINA
KIRY
SAIKA
HATSARAN-TAREHY