You are here: home > Vetso

VAHATRA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?







VAHATRA





Ny sento dia toy ny tselatra
toa miantso ny orana ho avy
rehefa misy tsy mitsahatra ;
ny rahona tsy afa-mivelatra,
ny andro mila hampanavy
fa tsaroana eto ny vahatra.




Fredy JAOFERA