VALINY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VALINYNy fanontaniana rehefa azo
dia efa voavaly an-tsasany,
ny tohiny sisa no antenaina ;
ialao any ny tora-boninkazo
handeha tsara itony asany,
hisy valiny izay tena ilaina.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy