Ampidiro aloha ny tenimiafina
VARAVARANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VARAVARANARehefa tsy mandondona
ny fitahiana,
manamboara varavarana
raha any anaty honahona
tojo fijaliana
sy tsy misy amaharana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fananarana - Fiaraha-monina - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
