VARY SY RANO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VARY SY RANO



Vary sy rano ka tsy mifamoy,
ony misosa ka mora mitohy,
anjara nomena ka iravoravoana,
harenako ihany ka tsarotsaroana.
Iraka anio ny fo sy ny saiko,
ravaka soa ho anao, ry lalaiko,
andry mahery natao tsy hikoro,
namana roa mbola afa-mijoro.
Andro sy alina ! Na aiza na aiza !



Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
1366 1
Mpakafy: arisoacool
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 09/07/2015 11:41
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4263