You are here: home > Vetso

VATO MAFANA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?

VATO MAFANA





Vato mafana
efa norarana
no nahaliana
ka nijaliana.




Vato mafana
sarotra alana
efa nambara
fa tsy tsara.




Vato mafana
tsy tia lalàna
mpivadi-dela
hatry ny ela.




Vato mafana
tao an-tanàna
nandoza tokoa
sy efa nahavoa.




Fredy JAOFERA



Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Fredy Jaofera


Nampiditra : 3004
Daty : 24/11/2019
Mpamangy : 246
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

TAVANY
MOZIKA
NANEFY NY TOETRAKO
FITAFY
MIHIRA
REHEFA
HEHY
MAMOHA POETY
ADY MARO
TSY HO AZONAO NY FOKO