VAVA TSY TANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VAVA TSY TANA




Vava tsy tana,
ny mamerina azy
no mampalahelo
ka aza igagana
raha nanasazy
sy nisy angelo.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
1156 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0196