VOTSOTRA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VOTSOTRANosakananao
tamin'ny olona tiako
ny tenako ange
ka aleo hifandao
fa mbola itomaniako
ny votsotra re.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Fisarahana - Fahatsiarovana - Fananarana - Alahelo - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
