ZAVA-DEHIBE (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ZAVA-DEHIBETsy misy mahasolo
an'ilay ray malala
fa zava-dehibe,
na hifohafoha volo
sy hahalasa adala
ny fiainana re.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
ahy - Fiononana - fananarana - Fiaraha-monina - Fahatsiarovana - Alahelo - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana