...Efa fantatro ny ti'nao (Fthy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
...Efa fantatro ny ti'nao ambara
Hoe ny antsika anie tsy anjara
Dia terenao ho zany ve?
Nef tokon hanontanianao ian re,
Ny fitempon'ny fo
Sao lahy mba mitempo ho ahy koa

Raha izaho ne efa fantatrao,
Fa ny foko mitempo ho anao
Tsy fitiavana vao omaly
Fa fitia tena natoraly
Fitiavana madio
tsy misy siosio

Ry lay tiako!tena tiako enao,
Ra izaho anie,
Tsy hamitaka anao
Ka mba diniho ihany re
Ty foko mitalaho
Ka aza avela ho lao
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1186 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fthy
Nampiditra : fthy
Daty : 17/10/2015 15:34
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139