Fakam-panahy (Fthy)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
maso mitopy
malefa_pijery
kanefa miangoty
no sady mahery
fa tara_pitia manomboka hamelana
te hanakaiky tsy misy elanelana

ka dia tsaroako
mamoha vavahady
hambabo ny foko
ho resy tsy miady
tiako handosirana kanefa iverenako...
raha ihodivirana sao hanenenako
... ... ...
kanefa iny lahy
raha mbola miverina
dia fakam_panahy
tsy tiako hotoherina
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1001 2
Fans: er27zouh - Fthy
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fthy
Inséré par : Fthy
Date : 08/10/2015 17:45
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135