*TSY RARAHIKO* (fy kalo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy hiasako saina intsony
Izay safidim_pony
Na hiaraka @olon_kafa aza tsy ahoako izany
Sady tsy halahelo aho no tsy hitomany
.
Izahay koa efa nisaraka
Fa amiko ny anay efa rano raraka
Na hanaratsy na handatsalatsa
Tsy rarahiko fa izaho ihany koa mahazaka
.
Tsy rarahiko izy na harary na ho faty
Fa ny fakahalako azy efa latsaka anaty
Tsy rarahiko izay hataony any
Fa izao mankahala azy hatrany
.
Aleoko hadinoina ny anarany
Tsy rarahiko intsony izay tohiny tantarany
Izay mahazo azy any tsy rarahiko mihintsy
Fa amiko izy efa toy ny tsy misy
=>fy kalo(rahelison ravakiniaina domoina)
12/07/12
--------
Rohy:
Sokajy : Hambom-po
1294 1
Hevitra mandeha
SAHIA ( 23/09/2015 05:16)
"Fa izao mankahala azy hatrany" ohatran'ny misy diso TSIPELINA ngamba io sombiny kely io e, sao dia tokony hoe "IZAHO" no eo, samy hafa mihitsy mantsy ny hevitrin'ny hoe IZAO sy ny IZAHO.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : fy kalo
Nampiditra : fy kalo
Daty : 22/09/2015 12:26
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.019